| Entrée | 1 mamangy nendra | 
| Mots élémentaires | 2 mamangy, 3 nendra | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   famangiana marary miserana kely dia lasa (tsy mahafaly ny vangiana na ny havan' ny marary izany satria heveriny ho areti-mifindra no mahazo ny marary) [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |