Entrée | 1 mamehy |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 fehy |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mamatotra: Efa mamehy entana izy fa handeha |
Explications en anglais |
5 [1.2] to tie up, to knot. 6 [1.7] to tie |
Explications en français |
7 [1.8] lier, attacher |
Exemples |
8 [1.38] Araka ny teny enti-milaza ny fanaovana ny voady hoe « mamehy ny fanahiny» (Nom.
9 [4.27] Ireto avy ny fepetra mamehy izany: |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Analogues | 15 mifehy, mamatotra, mamona, maningotra, mandadina, mandrohy, mandringotra, mandiditra, manandrotra, manasingory, manao tadivavarana, manao fatomaty, manao fatotr' ombin' ny tsy miala vola, manao fatotra jagigy, managigigigy, manao rohy foza |
Anagrammes | 16 mamehy, 17 mihame |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |