| Entrée | 1 mamelana | 
| Radical | 2 felana | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Vaky felana, izany hoe mivelatra ireo ravina tsirairay amin' ny voninkazo [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to flower [Provincial]
 [1.2] | 
| Explications en français | 6   Ce verbe a deux sens différents suivant les régions. En Imerina et dans le Nord de l'île : s'épanouir, en parlant d'une fleur, car le mot felana signifie : épanouissement. [Merina] Dans le Sud, au contraire ce même mot signifie : fleur, et mamelana (souvent prononcé mamelaña) : fleurir, être en période de floraison. [Bara, Mahafaly, Tandroy] [1.196] | 
| Exemples | 7   Mitsiry sy mamelana kosa ny ahitra sy ny voly an-tsaha.
[2.470#] 8 Raha vantany vao tonga teo an-tokotany izy ireo dia nahita an-dRazaimalala nitsangana teo anilan'ny raozy fotsy mamelana teo avara-trano izao. [2.324#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Vocabulaire | 12 Botanique | 
| Mis à jour le 2025/09/13 |   |