|
|
|
|

Teny iditra1 manankarena
Singan-teny  2manana, 3harena
Sokajin-teny  4 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5Enti-milaza ny olona manana amby ampy, manam-be, na vola na fananana: Vitsy ny manankarena malala-tanana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6(manan-karèna) rich, opulent, wealthy.. [1.2]
7(manan-karèna) to be rich. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8(manan-karèna) être riche. [1.8]
Ohatra  9 Tsy misy manankarena tahak'io, izao tany rehetra izao. [2.366#]
10 Nefa lehilahy lehibe manankarena, hajaina eo an-tanàna! [2.499#]
Tovy hevitra  11komohina, mpanalina, mpanarivo, mpanefohefo, mpanjato, ngetroka, tremalahy
Mpanahaka  12 komohina, 13 mpanalina, 14 mpanarivo, 15 mpanefohefo, 16 mpanjato, 17 mpanontanynyory, 18 ngetroka, 19 tremalahy
Ohabolana  20 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02