| Entrée | 1 manantitrantitra | 
| Radical | 2 antitrantitra | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Manamafy, manizingizina: Tsy vizana ny manantitra aminareo ny maha-tsara ny asa aho [1.1] 5 mamerimberina, manamafy [1.13] | 
| Explications en français | 6   insister [1.13] | 
| Exemples | 7   Amin' ity tononkalo voalohany ity, ny mpanoratra dia manantitrantitra fa mampiavaka ny olombelona amin' ny biby ny fanantenana.
[2.314#] 8 manantitrantitra aho fa tsy nalefan' ny Fiangonana handeha fotsiny any ny olona sahirana ka tsy nomeny fitaovana enti-miady amin' ny fiainana. [1.369#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |