| Entrée | 1 manao mangidy tsy andramana |
| Mots élémentaires | 2 manao, 3 mangidy, 4 tsy, 5 andramana |
| Partie du discours | 6 locution |
| Explications en malgache |
7 mbola tsy nanandrana na nitsapa zavatra iray akory dia mihevitra azy ho ratsy na tsy ho vita; manombantombana olona na zavatra mialoha ho ratsy, na dia mbola tsy nifampikasoka taminy na nampiasa azy akory aza; mitsara ivelany fotsiny [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|