| Entrée | 1 mandriona | 
| Radical | 2 riona | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mivily amin' ny lalana tokony haleha: Niriona kely foana ny bala no tsy nahavoa ahy Mivembena, mirepirepy ohatra ny olona jenjina, fanina [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Synonymes | 8 miriona | 
| Analogues | 9 mivily, mibirioka, miviona, mihodivitra | 
| Anagrammes | 10 mandriona, 11 manindroa, 12 miandrano, 13 miandrona, 14 miondrana, miondràna, 15 mondraina | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |