|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manonofy
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  nofy
Explications en malgache  4  [1.1] Mahita amin' ny torimaso: Nanonofy an-dRakoto rainy, hono, izy
Mahatsiaro toa manao asa eo am-patoriana: Nanonofy nitaingina fiaramanidina nankeny amin' ny volana aho
Explications en anglais  5  [1.2] to dream.
6  [1.7] to dream, to dream of
Explications en français  7  [1.8] rêver de, rêver
Exemples  8  [2.649#264] Hoatra ny olona manonofy izy rehetra.
9  [2.332#3] Soa ihany fa tsy mba manonofy mihitsy aho!
10  [2.529#32] Ny miondana eo an-tratrany tsy manonofy ratsy!
11  [2.643#167] Saiky isan' alina izao aho manonofy ratsy foana.
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Synonymes  16  manofy

Entrée (2/2)17  mañonofy
Partie du discours  18  verbe actif
Radical  19  honofy
Explications en malgache  20  [1.78] manonofy [Taisaka]

Anagrammes  21 manonofy, mañonofy, 22 moninafo

Mis à jour le 2025/09/13