| Entrée | 1 manontanintany | 
| Radical | 2 ontanintany | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Exemples | 4   Tsy tafandry ny sainy ka lasa nanontanintany ny olona teo akaikiny
[2.324] 5 Aleo manontanintany foana ihomehezana, toy izay manaonao foana ho tezerana [2.558#14] 6 Raha ity moa ka ao izy fa atahorany hanontanintany azy ny amin' ny ombin' Ingahy sisa aty aho ka hodiany tsy fantatra? [2.643#112] | 
| Morphologie | 
 | 
| Autres orthographes | 10 manontanitany | 
| Mis à jour le 2025/09/10 |   |