| Entrée (1/2) | 1 mibanjina | 
| Radical | 2 banjina | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mijery mifantoka sady maharitra: Tsy vizana izy nibanjina ny sarin-dreniny teo an-dohafandriany [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to stare at, to look intently at [1.2, 1.7] | 
| Explications en français | 6   contempler [1.3, 1.8] 7 regarder [1.3] 8 regarder fixement [1.8] | 
| Exemples | 9   Dia lasa namoha ny varavarankely aho mantsy, ka io no tazako, ary toy ny maso nibanjina ahy no fijeriko azy.
[2.324] 10 -- hoy izy nanenjan-katoka ka nibanjina ny renin' ny ankizy te am-pitsanganana. [2.470] | 
| Morphologie | 
 | 
| Entrée (2/2) | 15 mibanjìna | 
| Radical | 16 banjina | 
| Partie du discours | 17 impératif du verbe actif mibanjina [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 18   [1.1] | 
| Explications en français | 19   [1.3] | 
| Anagrammes | 20 mibanjìna, mibanjina | 
| Mis à jour le 2025/10/14 |   |