|
|
|
|

Entrée1  miempakempaka
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  empakempaka
Explications en malgache  4  [1.1] Mienda-koditra, miovaka: Efa miempakempaka be ihany ny tanako ka mbola lazainao ho tsy niasa ihany aho
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
Synonymes  8  miempaka
Analogues  9  miempaka, mielakelaka, mikoan' ny nahiny, miendaka, misendaka, mihalangalana, misinda, mitakovana, miovaka, mikipaka

Mis à jour le 2025/09/12