| Entrée | 1 mifady | 
| Radical | 2 fady | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Tsy mihinana an-tsitrapo, mandà tena tsy hihinana: Mifady hena isan-jomà izy Manda tena tsy hanao (zavatra): Mifady ny fifaliana ara-nofo ny olona manokon-tena ho an' Andriamanitra Mitana ny fahadiovam-pitondran-tena, tsy miray: Taloha, rehefa lasa niantafika ny vadiny, dia nahay nifady ny vehivavy malagasy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to abstain from, to endure abstinence to carry marks with them to show that their husbands are away at the war, as women do. [1.2] 6 to taboo, to abstain from [1.7] | 
| Explications en français | 7   S'abstenir de, s'interdire, ne pas user de, ne pas manger de; ne pas faire, observer les défenses religieuses, médicales ou superstitieuses, se mortifier, se dit de la continence que doivent garder les femmes des militaires absents: Nifady toaka izay ela izay aho (Je me suis interdit le rhum, je n' ai pas usé de rhum depuis longtemps) ~ Nifady hena nandritra ny andro niainany izy (Il n'a pas mangé de viande de toute sa vie) ~ Nifady vary tamy ny Alakaosy ny vehivavy rehetra (Toutes les femmes s'abstenaient de manger du riz les deux premiers jours du mois Alakaosy) [1.3#135] 8 s'abstenir de, s'interdire de, s'interdire selon les tabous [1.8] | 
| Exemples | 9   Ary raha nankany an-tafika ny lahy, koa tsy mifady ny vavy fa mandcha aman' olona, dia mandoa 50 izy roa;
[2.48] 10 na dia tonga hisoaka ny tanana sy ny fandriana aza raha mifady indray dia loza. [2.131] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |