| Entrée | 1 mifankahalala | 
| Radical | 2 lala | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mifamaly ny fahalalana, ka ny iray mahalala ny iray, ity faharoa koa mahalala ilay voalohany: Mifankahalala tsara izaho sy Rakoto [1.1] | 
| Exemples | 5   Izany tokoa no mahamamy ny fiaraha-monina amin' ny samy olombelona mifankahalala toetra sy mifankahazo am-po sy fanahy.
[2.470] 6 asa na hihaona ka hifankahalala izy mirahavavy any ho any na tsia. [2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |