Entrée | 1 mihahaka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 hahaka |
Explications en malgache |
4 [1.1] Miparitaka, miely: Mihahaka eny an-tsaha ny omby Tsy mitombina fa mandeha etsy mandeha eroa: Mihahaka atsý sy arý ny saiko ~ Mihahakaha-kevitra loatra ianao |
Explications en anglais |
5 [1.2] to scatter, to disperse fig. to abuse, to vilify. 6 [1.7] to scatter, to be scattered |
Explications en français |
7 [1.8] se disperser, s'éparpiller |
Exemples |
8 [2.131] ny fitia efa ho lany sy ny fitia efa hihahaka tsy mba itohizam-pangoka intsony.
9 [2.472] Andry zareo ireo ihany ireny andian' omby ireny, andia mihahaka tsy misy mpiandry, na olon-kafa. |
Morphologie |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot mihahaka |
Anagrammes | 15 mahahika, 16 mihahaka |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |