Entrée | 1 mihanaka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 hanaka |
Explications en malgache |
4 [1.1] Miely eran' ny toerana iray, miparitaka, mihahaka, manenika tsikelikely: Andeha maka kifafa fa mihanaka eran' ny trano ny rano 5 [1.13] miely miandalana |
Explications en français |
6 [1.13] faire tâche d'huile |
Morphologie |
|
Analogues | 10 manenika |
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot mihanaka |
Anagrammes | 12 mahaanky, 13 mahanika, 14 mañahaky, 15 mankahay, 16 mankahia, 17 mihanaka, 18 mikahana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |