|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 mikarakara
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 misaritaka [Bezanozano] [1.78]

Teny iditra (2/3)4 mikarakara
Fototeny  5karakara
Sokajin-teny  6 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  7 Mitandrina, manao izay hahasoa fatratra sy manokana: Mikarakara tokoa ny vadiny Ramatoa iny
Miahy, miraharaha: Tsy natao hikarakara ny baolina aho
Manamboatra, manomana: Efa misy mikarakara ve ny sakafon' ny vahiny
Mifehy, mitondra, manapaka: Iza no mikarakara ity faritany ity? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to take care of, to look after [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 prendre soin de; se charger de [1.8]
Ohatra  10 Ny toe-pahasalaman' ny toby dia ny mpimasy no mikarakara azy. [2.472]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)15 mikarakarà
Fototeny  16karakara
Sokajin-teny  17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikarakara [Fitanisana]

Fivaditsoratra  18 mikarakara, mikarakarà, 19 mirakaraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02