| Entrée (1/2) | 1 miketrona | 
| Radical | 2 ketrona | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Misy ketrona, lefiravina, fiforetan' ny lamba amin' ny tenany ihany: Tsy miketrona ity lamba ity fa henjan-doatra Mihorongorona, mivalombalona madinika: Olona efa miketrona iny ve ho tanora intsony [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be wrinkled [1.7] | 
| Explications en français | 6   être ridé, plissé [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Analogues | 11 miforitra, mivalombalona, milefitra, mifararemotra, mifendrotra, mitofendrotra, mifentsahona, mikainkona, mikonkina, mikarainkona, mikirotra, mirehoka, mangata-paraky (kiraro) | 
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/2) | 13 miketròna | 
| Radical | 14 ketrona | 
| Partie du discours | 15 impératif du verbe actif miketrona [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 16   [1.1] | 
| Explications en français | 17   [1.3] | 
| Anagrammes | 18 miketròna, miketrona | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |