Entrée |
miomba
(omba)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manaraka: Niomba an' irỳ lalana irỳ ilay olona nandositra Mandeha miaraka amin' ny: Miomba an-dreniny mandrakariva Ibalita, na miantsena na mamangy havana na mivavaka Miandany: Izay miomba ny fahavaloko tsy mety ho namako [1.1]
|
Explications en anglais | Same as momba
|
Exemples | Fitsetserana sy endrika mangoraka no reny sy hitan' ny masony miomba azy sy ny ankohonany.
[2.470]
|
Morphologie |
Présent : |
miomba |
Passé : |
niomba |
Futur : |
hiomba |
Impératif : |
miombà |
|
|
Entrée |
miombà
(omba)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif miomba
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|