|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mipaka
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  paka
Explications en malgache  4  [1.1] Mikambana, mitambatra, mikaona: Tsy mipaka tsara ny hazo amin' ity farafara ity
Tonga hatramy..., mikasika ny...: Aza atao mipaka amin' ny valindrihana ny boky fa ratsy endrika
Midona: Nipaka tamin' ny zoron-databatra ny vilia ka vaky
Miady: Nipaka Isambilo sy Ibalita ka nitangoronan' ny mpianatra
Mandritra ny... manontolo: Telo taona mipaka izy no tany Nosibe
Exemples  5  [2.48] Hatr' amy ny lapa-bolana mipaka dia naneky izy.
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Tous les mots composés 
Analogues  11  mipoka, mipaika, mikatroka, ngarangidina, maninjitra, manontolo, maninjihinjy
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot mipaka

Entrée (2/2)13  mipakà
Partie du discours  14  impératif du verbe actif mipaka [Liste complète]
Radical  15  paka
Explications en malgache  16  [1.1]
Explications en français  17  [1.3]

Anagrammes  18 akimpa, 19 mikapà, mikapa, 20 mipakà, mipaka, 21 mpiakà

Mis à jour le 2025/09/13