| Entrée | 1 miteny | 
| Radical | 2 teny | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mamoaka teny na "feo misy heviny fanaon' ny olombelona": Efa miteny ny zandrinay fa tsy mbola mandeha Miresaka: Niteny tamiko momba anao i rainao Manonona: Iza no niteny ny anarako taminareo ireo Milaza (arahin' ny "hoe"): Raha vao niditra izy dia niteny hoe: "Ny Fiadanana anie ho aminareo". [1.1#729] | 
| Explications en anglais | 5   to speak, to tell; to admonish [1.7] | 
| Explications en français | 6   parler, dire; admonester [1.3#696, 1.8] 7 discourir, annoncer, proclamer, ordonner, défendre, avertir: Aza miteny lalandava (Ne parlez pas continuellement) [1.3#696] | 
| Exemples | 8   Nanontany an-dRenilezo izay miteny aho;
[2.324#] 9 Aza manapaka an-drainao raha miteny izy. [2.270#] 10 Miteny irery, toy ny miresaka amim-Bazimba. [2.69#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 15 15 combinaisons de ce mot | 
| Analogues | 16 mivolana, milaza, miloa-bava, miloa-peo, loabolana, latsa-bava | 
| Proverbes | 17 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 18 mienty, 19 miteny | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |