| Entrée | 1 mitolona | 
| Radical | 2 tolona | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mibeda: Nitolona an' i Beva i Balita fa tsy nahalavo azy Manodidina ny sandry: Nitolona ilay vatankazo bontona Rakoto ka tsy nahafehy azy tao anaty sandriny Miady amin'ny..., manohitra, manoha: Tokony hitolona amin' ny fitiavan-tena voalohany indrindra isika [1.1] 5 manao tolona [Tambahoaka] [1.78] | 
| Exemples | 6   mitolona amin' izany ireo solombavambahoakantsika any Frantsa.
[2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 11 3 combinaisons de ce mot | 
| Synonymes | 12 mifampitolona | 
| Analogues | 13 mibeda, mangeja, mangia, mamia, mamihina | 
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 15 mitolona, 16 tolomina | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |