Entrée | 1 mitso-drano mitsodrano |
Radical | 2 tso-drano |
Mots élémentaires | 3 mitsoka, 4 rano |
Partie du discours | 5 verbe actif |
Explications en malgache |
6 Mirary, maniry soa ho an' olona: Mitso-drano anao aho, anaka, mahaleova, mahalasàna Manamasina: Nitso-drano ny trano fiangonana ny mpitandrina ~ Izy no nitso-drano ny mariazinay efa ho herintaona izao [1.1] |
Explications en français |
7 Bénir, faire les adieux à un voyageur, céder [1.3#791] |
Exemples |
8 Nanaiky izy ary nitsodrano
[2.356#205]
9 Nitso-drano ireo hitselaram-baratra [2.576#4] 10 Ary ankehitriny dia mitsodrano anareo izahay [2.649#1040] 11 Izany no izy ka hitso-drano ianao tsara, tsy hitso-drano ianao tsy raharaha [2.643#92] |
Morphologie |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot mitso-drano |
Anagrammes | 16 misondrota, 17 mitso-drano |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |