| Entrée (1/3) | 1 mpanelanelana | 
| Radical | 2 elanelana | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Olona alaina hitsara ady na hampifanaraka olona roa miady; atao koa hoe elanelampanahy: Mifidy olona ho mpanelanelana Olona alaina mba hampifandray ny tena amin' olon-kafa raha misy zavatra angatahina amin' ity faharoa;mpanalalana: Ny Razana ve no mpanelanelana antsika amin' Andriananahary [1.1] | 
| Explications en français | 5   intermédiaire; médium [1.13] | 
| Exemples | 6   Honneger no mpanelanelana nahefa tamin' izany.
[2.356#] 7 Ary raha ain' olona no hotsaraina, dia atao avo sasaka ny mpanelanelana. [1.123#] | 
| Tous les mots composés | 8 2 combinaisons de ce mot | 
| Entrée (2/3) | 9 mpanelanelana | 
| Radical | 10 elanelana | 
| Partie du discours | 11 nom | 
| Explications en malgache | 12   singa hazo na vy anambarana na anamafisanâ zavatra roa na maromaro [1.13] | 
| Explications en français | 13   entretoise [1.13] | 
| Vocabulaire | 14 Technique | 
| Entrée (3/3) | 15 mpanelanelana | 
| Radical | 16 elanelana | 
| Partie du discours | 17 nom | 
| Explications en malgache | 18   ana mitondra vovobony [1.13] | 
| Explications en français | 19   agent pollinisateur [1.13] | 
| Vocabulaire | 20 Botanique: (en général) | 
| Synonymes | 21 mpitati-bovobony | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |