| Entrée | 1 mpiasabe | 
| Mots élémentaires | 2 mpiasa, 3 be | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Olona tsotra, morainy, tsy be teny ary tsy mahery fihetsika [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   a steady-going person. [1.2] | 
| Exemples | 7   Niova ho mpiasabe tsy mahay sangisangy ny iray tamin' izy ireo namoaka izany teny izany.
[2.470] 8 Tsy ampy ariary folo akory no laniko dia voavidiko na dia ny mpiasabe toa azy mianaka irery aza! [2.499] | 
| Analogues | 9 rainazy, andrainazy, jomo, jomoka, mongena, monge-mahalatsaka, malemy tsy azo, malemy maozatra, jinjinina, morabe, morainy, tsy sarotiny, mihako, konetaka, bonaika, be tsy miteny, olom-bodo, olombe, olon-kova, olon-kovabe, joko tsoriaka, manaiky lembenana, manaiky lempona, manaraka efa, entina amin' ny sangany, kofehy manarapanjaitra, malemy paika, malemy an-dranombary, manara-drenirano, manara-driandrano, manaraka ambokony | 
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |