| Entrée | 1 na dia ... aza | 
| Mots élémentaires | 2 na, 3 dia, 4 aza | 
| Partie du discours | 5 adverbe [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 6   Izay mampiditra fehezan-kevitra enti-milaza na fiaikena fa tsy araka ny tokony ho izy ny toe-javatra: Horaisiko ihany ny fangatahanao na (dia) efa tratra aoriana aza, na fanekena ny fisian' ny toe-javatra iray: Na maro aza ny voninkazo, mbola ny raozy ihany no tiako [1.1] | 
| Explications en anglais | 7   even, though, although [1.2] 8 although [1.7] | 
| Explications en français | 9   sans: Nanao izany izy, na dia tsy nasaina nanao aza (Il a fait cela sans qu'on le lui ait dit) [1.4] 10 même si, quand même [1.8] | 
| Synonymes | 11 na ... aza | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |