| Entrée (1/2) | 1 namana | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   vady [Tambahoaka, Sihanaka, Tanala]
 [1.78] 4 andefimandry [Tanala] [1.78] 5 Olona miara-dava amin' ny tena noho ny fifankahazoan-tsaina sy fitovian-toetra: Namana tsy mahafoy an-dRabe Rakoto Ny olona manodidina anao na ny olombelona hafa rehetra: Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao Enti-milaza ny iray amin' ireo zavatra mandeha roa lalandava, na lomisy: Ny kofehy no naman' ny fanjaitra / Tsy hitako ny nalehan' ny naman' ity kiraro ity Mitovy, azo alahatra amy..., azo heverina ho toy ny...: Ny manafina zavatr' olona, hono, naman' ny mangalatra / Tonga tsy miarahaba naman' ny tezitra, lasa tsy manao veloma naman' ny sosotra [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   a companion, a partner, a comrade, a neighbour. See sakaiza, havana. [1.2] 7 a companion, a neighbor; an accomplice; a thing that belongs with something else, as one of a pair [1.7] | 
| Explications en français | 8   compagnon [1.3#449, 1.8] 9 Prochain, complice; ce qui fait la paire, ce qui va avec d’autres, ce qui est uni avec d'autres objets [1.3#449] 10 voisin; comparse; une chose qui va avec une autre, comme l'un d'une paire, partenaire [1.8] | 
| Exemples | 11   Nigagana ny fahanginana ny namana.
[2.270#] 12 Misy ny olona dia , saro-tiana sy tsy matoky namana! [2.4#] 13 Nahoana ise no tsy te hanatri-maso ity namana fahiny? [2.895#] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 15 4 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/2) | 17 Namàna | 
| Partie du discours | 18 nom propre (biblique) [Liste complète] | 
| Explications en anglais | 19   Naaman [2.996] | 
| Explications en français | 20   Naaman [2.996] | 
| Vocabulaire | 21 Ecritures Saintes | 
| Citations bibliques | 22 Chapitres et versets citant Namàna | 
| Anagrammes | 23 manana, mañaña, mañana, Manana, manàna, 24 Namàna, namana | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |