| Entrée | 1 na oviana na oviana | 
| Mots élémentaires | 2 na, 3 oviana | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en anglais | 5   never [1.17] | 
| Explications en français | 6   jamais [1.3, 1.9, 1.5] | 
| Exemples | 7   Tsy adala na oviana na oviana ity vadiny eo anilany.
[2.470] 8 Tsy mihoatra an' Toamasina mianatsimo na oviana na oviana ny sambolay! [2.471] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |