|
|
|
|

Teny iditra1  ngarangidina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza fotoana iray maharitra manontolo: Herinandro ngarangidina izy tsy nanendry hanina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 complete, full, whole, perfect, applied to numbers.. [1.2]
5 constituting a full period. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 se dit d'une période complète: Herintaona ngarangidina (Une année complète). [1.3]
7 se dit d'une période pleine ou entière. [1.8]
Ohatra  8  Ny taona 1928-1958 no tena niezahany sy nikarohany ny tantara betsileo, izany hoe nandrita ny 30 taona ngarangidina [2.304#D]
Mpanahaka  9  maninjihinjy, 10  maninjitra, 11  mipaka, 12  tontolo
Kamban-teny rehetra  13 herintaona ngarangidina
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11