|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 orona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Faritra mivohitra eo afovoan' ny tarehy, izay organa amin' ny fanamboloana sy fakana fofon' aina ary ilaina amin' ny fitenenana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4the nose.
[1.2, 1.7] 5[mal. Idong; jav. Irong.]. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6nez.
[1.8, 1.13] |
| Ohatra |
7 fa tsy misy toa an-drahavana ka manaova toy ny maso sy orona ka iray alahelo [2.131] 8 Izato vava e, izato orona. [2.470] |
| Voambolana | 9 Haiaina |
| Manontolo |
|
| Anaran' akora mamorom-batana |
|
| Kamban-teny rehetra | 23Fikambanana 23 amin' io teny io |
| Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 25 orona |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
27in the provinces a promontory.
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
28dans les provinces, un promontoire.
[1.2] |
| Voambolana | 29 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Teny iditra (3/3) | 30 orona |
| Sokajin-teny | 31 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
32. Nom relevé par Chapelier (réf. Chapelier 72) vers 1800 avec la graphie « ourouna ». Vient de horona. Cyperus nudicaulis Poir. (Cyperaceae). L'écorce des tiges était employée en sparterie, comme celle du horona, d'où l'analogie des noms..
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Voambolana | 33 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|