| Entrée (1/2) | 1 ranomainty | 
| Mots élémentaires | 2 rano, 3 mainty | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Rano fanoratana amin' ny taratasy, izay misy lokony samihafa ka ny mainty dia atao fotsiny hoe ranomainty, fa ny hafa kosa dia ampiana ny anaran-dokony avy; ranomainty manga, ranomainty mena [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   Ink, black ink, blacking. [1.2] 7 ink [1.7] | 
| Explications en français | 8   encre [1.8] | 
| Exemples | 9   Dia nandray ny ranomainty sy ny penina izy, ka niantomboka hanoratra.
[2.324] | 
| Entrée (2/2) | 10 Ranomainty | 
| Mots élémentaires | 11 rano, 12 mainty | 
| Partie du discours | 13 nom propre (toponyme) [Liste complète] | 
| Exemples | 14   Ary dia niainga ny andriana nony vita ny lokan' ady, nipaka any ranomainty sy Maharivo ny vahoaka.
[2.48] | 
| Vocabulaire | 15 Géographie: agglomérations | 
| Anagrammes | 16 imontirana, 17 Maintirano, 18 miotrinana, 19 Ranomainty, ranomainty | 
| Mis à jour le 2025/10/14 |   |