| Entrée | 1 rano trambo | 
| Mots élémentaires | 2 rano, 3 trambo | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   rano mitombo vetivety noho ny fiavian' ny ranonorana, nefa dia mora mihena ao anatin' ny fotoana fohy koa [1.1] | 
| Exemples | 6   Aoka ho ritra tahaka ny ranotrambo izy;
[2.996#] | 
| Proverbes | 7 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |