| Entrée | 1 renirano | 
| Mots élémentaires | 2 reny, 3 rano | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Rano mandeha lehibe avy amin' ny fitambaran' ny sakelidrano maro, ka mivarina any an' ony: Ikopa sy i Mahajilo dia samy renirano, fa ny iray mivarina any amin' ny onin' i Betsiboka, ny iray any amin' ny onin' i Tsiribihina [1.1] 6 rano mandeha amin'ny faritra iray [1.13] | 
| Explications en français | 7   cours d'eau [1.13] | 
| Exemples | 8   Ampidirina velona anaty gony ny olona, zairina ao, dia atsipy amin' ny renirano Sahabe.
[2.472] 9 Dia niainga niala teo izy, ka nidina nanaraka ilay renirano, mba tsy ho hitan'ireo jirika, raha miverina izy. [2.324] | 
| Vocabulaire | 10 Géographie: (en général) | 
| Analogues | 11 ony | 
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot | 
| Tableaux et planches | 13   rivières, fleuves | 
| Illustrations | 
 | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |