| Entrée (1/2) | 1 rorampiso | 
| Mots élémentaires | 2 rora, 3 piso | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Orana manify dia manify fahita matetika eny amin' ny toerana misy tendrombohitra avo; erika madinika mifafy, indrindra amin' ny ririnina [1.1] | 
| Vocabulaire | 6 Météorologie | 
| Analogues | 7 erikerika, laviana, amanim-boalavo | 
| Entrée (2/2) | 8 roram-piso | 
| Mots élémentaires | 9 rora, 10 piso | 
| Partie du discours | 11 locution | 
| Explications en malgache | 12   ny roran' ny saka izay itsofany ny biby miady aminy [1.1] | 
| Vocabulaire | 13 Zoologie: (en général) | 
| Anagrammes | 14 mpisaroro, 15 rorampiso, roram-piso | 
| Mis à jour le 2025/10/14 |   |