| Entrée | 1 safosafo | 
| Radical | 2 safo | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Tambitamby atao amin' ny tanana mandambolambo moramora mba hamalifaliana: Safosafo no mampatory an' io zaza io Teny mamy feno fitiavana sady mandambolambo: Aza mihevitra ianao fa ho azonao amin' ny safosafo aho Entina milaza ny firefarefan' ny fitafiana amin' ny tany na ny fanidin' ny vorona mila hikasika ny tany [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   a caress, the act of stroking [1.7] | 
| Explications en français | 6   action de caresser de la main [1.8] | 
| Exemples | 7   safosafo loha sy tambitamby no azony
[2.470] 8 Injay, tsaroany toa mangetaheta safosafo ny tenany manontolo. [2.529#102] | 
| Dérivés | 
 | 
| Analogues | 14 tambitamby, tehatehaka, tambitamby, fanambatambazana, kolikoly, fanolikolena, fanejokejoana, fanojikojiana, famalifaliana | 
| Anagrammes | 15 fosafosa, 16 safosafo, 17 sofasofa | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |