| Entrée | 1 sakeli-mihoa-joro | 
| Mots élémentaires | 2 sakelika, 3 mihoatra, 4 zoro | 
| Partie du discours | 5 locution | 
| Explications en malgache | 6   enti-milaza izay rehetra mihoatra ny tsy tokony hihoarany (ny zoro amin' ny trano kotona dia ny hazo atao amin' ny zoron-trano efatra, ka raha ny rindrina indray no mihoatra ireo zoro ireo dia hafahafa) [1.1] | 
| Explications en français | 7   (de hoatra : action de dépasser, de franchir, et zoro : l'angle, la coupe après une taille) rejets, drageons servant à reproduire une plante [1.196] | 
| Vocabulaire | 8 Botanique 9 Economie: agriculture | 
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |