| Entrée | 1 saonjorano | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Karazan-tsaonjo tsy fihinana ny vodiny fa ny raviny kosa (izay tena atao hoe horirika) dia fanao fangaron-daoka [1.1] | 
| Explications en français | 4   (comme saonjondrano). Variétés âcres, semi-sauvages de Colocasia esculenta (L.) Schott (Araceae). [Betsimisaraka]
 [1.196] | 
| Vocabulaire | 5 Botanique: herbe | 
| Synonymes | 6 saonjondrano | 
| Nom scientifique | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |