| Entrée | 1 sikidy alanana | 
| Mots élémentaires | 2 sikidy, 3 alanana | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   amin' ny sikidy alanana, izay sarotra noho ny joria, dia misy kitranotrano 36, izay manao toa sarina efamira telo, fa jama sy taraiky ihany koa no fipetraky ny voa; rehefa voalahany amin' ireo kitranotrano ny voa, ka eo no mahasarotra azy, dia vakin' ny mpisikidy eo ny valin' ny fanontaniana natao taminy [1.1] | 
| Vocabulaire | 6 Croyances | 
| Analogues | 7 sikidyjoria | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |