| Entrée | 1 solaitra | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Karazam-bato voavoatra hanoratana na hatao tafontrano: Mbola manoratra amin' ny solaitra Ibalita [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   a slate for writing [1.7] | 
| Explications en français | 5   ardoise d'écolier [1.8] 6 ardoise [1.13] | 
| Exemples | 7   Hazo fisaka nolokoina mainty no solaitra.
[2.117#] 8 Fa ny solaitra no tanimbariny, ary ny pensily no angadiny. [1.437#] | 
| Tous les mots composés | 9 3 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 10 Géologie 11 Education | 
| Hypéronyme | 
 | 
| Co-hyponymes | 
 | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |