| Entrée | 1 sondrovaka | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Mitelina ventin-javatra na rano, ka tsy any amin' ny lalan-kanina no alehany fa any an' orona: Sondrovaka lava izao ity zaza ity rehefa misotro rano Fiteleman-javatra toy ny voalaza etsy ambony Fampidirana zavatra, toy ny fantsika, amin' ny hazo, ka tsy mahitsy tsara fa mivilana Fivaonan' ny fitondran-tena, izany hoe tsy fanarahana lala-mahitsy [1.1] | 
| Dérivés | 
 | 
| Analogues | 22 kofona | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |