| Entrée | 1 sosotra | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Tsy faly, na tafintohina, ka hita eny amin' ny endrika izany tsy fahafaliana izany: Sosotra tamiko i dada fa tsy nahatonga hafatra aho [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   vexed, annoyed, at the point of becoming angry [1.7] | 
| Explications en français | 5   ennuyé, vexé au point de s'énerver [1.8] | 
| Exemples | 6   Tsy tezitra na sosotra kely akory anefa izy fa nandinika an-kamoràna ny anatra feno fahendrena nomanin' ny lahy ho azy.
[2.470] | 
| Dérivés | 
 | 
| Analogues | 17 malonilony, letra, lotika, sendaotra, tezitra, kirikirina, mandongilongy, madikidiky, marikoriko | 
| Proverbes | 18 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 19 sarotso, 20 sosotra | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |