| Entrée | 1 tanindrana | 
| Radical | 2 indrana | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Teny ilazana ny mponina rehetra amin' ny sisin-tany manodidina ny havoana marintampona afovoan' ny Nosy (jereo indrana = sisiny, manolotra ny sisiny) [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   a dweller in the coastal regions of Madagascar; cf. Tantsiraka [1.7] | 
| Explications en français | 6   ceux qui habitent une province autre que celle où l'on se trouve [1.3] 7 habitant des régions côtières de Madagascar; cf. Tantsiraka [1.8] 8 gens de la côte [1.5] | 
| Exemples | 9   Anisan' ny mampaningana ny Malagasy tsy vaky volo ireo, na tanindrana na Tampatrana
[2.298] 10 Ny olona izay tsy ato anaty ny Merina, fa indrindra izay monina amy ny sisintany, no atao hoe tanindrana. [2.48] 11 Ary ny tanindrana avy any antsisin-tany, raha tonga eto Antananarivo dia raisiny tsara; [2.59] 12 Efajato na dimanjato taona no efa nifampikasohan' ny tanindrana tamin' ny Vazaha, ary tany an-tsisin-tany no nisy seranana, varavarana nidiran' ny fandrosoana rehetra, nefa dia nioharan' ny Ambaniandro amin' ny lafiny rehetra ry zareo. [2.471] | 
| Analogues | 13 tambany, tantsiraka | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |