| Entrée | 1 tanindrazana |
| Mots élémentaires | 2 tany, 3 razana |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Tany niavian' ireo razana ary ilevenany: Entina any an-tanindrazana ny taolambalon' ny olona maty any an-tany hafa [1.1] |
| Explications en anglais |
6 the family's ancestral land; one's home country; the fatherland [1.7] |
| Explications en français |
7 La patrie, la terre des ancêtres [1.3] 8 le domaine familial; le pays d'où l'on vient; la patrie [1.8] |
| Exemples |
9 Manina ny tanindrazana aho izany!
[2.470]
10 Hitanao izao fahasahiranan' ny tanindrazana noho ny ady izao. [2.472] |
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|