| Entrée (1/2) | 1 tombana | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Ny bainga avadiky ny angady amin' ny fiasana ny tany. [1.1] | 
| Explications en français | 4   les mottes de terre qu'on a soulevées en travaillant la terre [1.3] | 
| Exemples | 5   Noho izany, nandefasany iraka hizaha ny vary maitso eny an-tanimbary, hanombana ny akotry tokony hiakatra amin' iny mahiry iny, dia izay tombana izay no takina amin' ny tompon-tanimbary rahefa tonga ny fararano.
[2.472] | 
| Tous les mots composés | 6 5 combinaisons de ce mot | 
| Entrée (2/2) | 7 tombana | 
| Partie du discours | 8 nom | 
| Explications en malgache | 9   Faminavinana izay tokony ho vidin' ny zavatra iray: Araka ny hevitrao, ohatrinona no tomban' ity trano ity? [1.1] | 
| Exemples | 10   Eto tsy akory tsy misy tombana, fa ny tena vidiny no izany nolazaiko izany.
[2.472] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 22 3 combinaisons de ce mot | 
| Anagrammes | 23 antambo, 24 tambano, 25 tombana | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |