| Entrée | 1 tompon-trano | 
| Mots élémentaires | 2 tompo, 3 trano | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   ny mipetraka ary mizaka sy miandraikitra ny ao an-trano; mifanohitra amin' ny vahiny [1.1] | 
| Exemples | 6   Feno ny fikarakaran-dry zareo tompontrano.
[2.356#] 7 Vao niditra Ingahy Ramiandrisoa sy ilay namany dia efa kaodikaody izany izy mivady tompontrano. [2.472#] | 
| Proverbes | 8 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |