| Entrée | 1 tonon' andro | 
| Mots élémentaires | 2 tonona, 3 andro | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   vintana araka ny andro ahaterahana [1.1] | 
| Explications en français | 6   jours astrologiques [1.10] 7 le destin du jour [1.3, 1.5] 8 Le sort du jour, le bien ou le mal qu’il apporte avec lui [1.3] 9 horoscope [1.5] | 
| Exemples | 10   fa savihiny ny tononandro fa zava-mahery ny tononandro.
[2.48] 11 tononandro inona leiroa ity andro anio ity, hoy i Kadadra? [2.895#] 12 Izy no iankinan' ny rehetra hamantarana ny tononandro tsara ho fantatra na ny mahasoa na ny mandoza. [2.508#] 13 Atsy andrefana atsy misy vololondravina roa mifanatrika alao vintana alao tononandro fa na tsy mivady aza miranitra fadiro ny ahibahoaka fandrao halambahoaka an-tanana fadiro ny tsitohintohina fandrao tohim-pitia koa lavo [2.131] | 
| Vocabulaire | 14 Croyances | 
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |