| Entrée (1/2) | 1 tsangy | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Enti-milaza ny vary totoina efa tsaitsainy na efamadivaho fotsy [1.1] | 
| Tous les mots composés | 4 tsangimbary | 
| Entrée (2/2) | 5 tsangy | 
| Partie du discours | 6 nom | 
| Explications en malgache | 7   Fitondrana ny anaran-dray; fanarenana ny harena aman-draharahan' ny fianakaviana; fanomezana voninahitra ny razana sy ny ray aman-dreny. [1.1] | 
| Dérivés | 
 | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |