| Entrée (1/2) | 1 tsapa | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Fikasihana zavatra amin' ny tanana mba hamantarana azy: Tsapa sokin-dRanona ka ny azo ihany no avadibadika Fanaovana izay hahafantarana ny maha-izy ny zavatra iray, fizahana toetra Famangiana fahoriana Hita, voamarika: Tsapako fa misy lanjany ny teny malagasy [1.1] | 
| Exemples | 4   Main-tany ny fizaran-taona tamin' izay ka tsapa ery ny fisongadiny noho ny fihenan' ny rano eny an' ony.
[2.470] | 
| Dérivés | 
 | 
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/2) | 16 tsapa | 
| Partie du discours | 17 nom | 
| Explications en malgache | 18   jono hazandrano amin'ny tanana [Taisaka]
 [1.78] | 
| Anagrammes | 19 patsa, 20 tsapa | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |