| Entrée | 1 tsimbotry | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Anarana omena ny valala adrisa mbola kely ka tsy tonga elatra fa mandady sy mitsipitsipika fotsiny amin' ny tany [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   the adrisa grasshopper before it has its wings [3.1] | 
| Explications en français | 5   la sauterelle adrisa quand elle n'a pas encore ses ailes [3.1] | 
| Exemples | 6   Tsy tsimbotry aman'adrisa ka ho samborin'izay manan-tanana rehetra fa valala avy lavitra ny havanao ka mifidy taon-kihaviana [2.131] | 
| Vocabulaire | 7 Zoologie: invertébrés | 
| Hypéronyme | 
 | 
| Co-hyponymes | 
 | 
| Proverbes | 31 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |