| Entrée | 1 tsotra | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Mahitsy tsy misy mivonkina: Tsotra tahaka ny tsinaim-balala Mora tsy manahirana ny fanaovana na fampiasana azy: Milina tsotra ity anao ity Mora azo, tsy be olakolaka na miolikolika: Lahateny tsotra ~ Valinteny tsotra Tsy manan-kevi-dratsy hamely, tsy manafinafin-kevitra: Tsotra ohatra ny zazakely Mora badoina: Tsotra loatra izy ka ambakain' ny sasany Tsy be aingitraingitra na fombafombany: Manao fitafiana tsotra izy [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   smooth, plain; easy, simple [1.7] | 
| Explications en français | 5   lisse, droit; simple, facile [1.8] | 
| Exemples | 6   fitafiana tsotra kanefa madio sady milamindamina.
[2.324] 7 mamy dia mamy raha hanina tsotra amin' izao, saingy tsy mamy ny ranom-boafotsy asiana azy; [2.470] 8 Mpitsabo tsotra ireny " dokotera" ireny matetika. [2.472] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 25 17 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 26 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |