| Entrée | 1 vako-drazana | 
| Mots élémentaires | 2 vakoka, 3 razana | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   ireo hira na dihy malagasy hiringiriny fahiny izay azo heverina ho tahirin-drazana [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   the family jewels; folk music, folk dancing, etc [1.7] | 
| Explications en français | 7   trésor familial; musique, danses folkloriques [1.8] 8 folklore [1.66] | 
| Exemples | 9   Hira sy dihy vakodrazana no mamarana ny lalao.
[2.528#] 10 Hanaovana fampisehoana toy ny teatra, hirahira na vakodrazana izy io. [2.445#] | 
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |